Genesis 6:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy izao no hanaovanao azy: Telonjato hakiho ny lavan’ny sambofiara, dimampolo hakiho ny sakany ary telopolo hakiho ny haavony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izao no hanaovanao azy: Telon-jato hakiho no ho lavan’ny sambo fiara; dimampolo hakiho no sakany ary telopolo no haavony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no hanaovanao azy: 150 metatra ny halavany, 25 metatra ny sakany ary 15 metatra ny haavony.
Malagasy Bible 1865
Ary toy izao no hanaovanao azy: hakiho telon-jato ny lavan'ny sambo-fiara, hakiho dimam-polo ny sakany, ary hakiho telo-polo ny hahavony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy izao no hanaovanao azy: Telonjato hakiho* ny lavan’ny sambofiara, dimampolo hakiho ny sakany ary telopolo hakiho ny haavony.
malagasy
Ary toy izao no hanaovanao azy: hakiho telon-jato ny lavan'ny sambo-fiara, hakiho dimam-polo ny sakany, ary hakiho telo-polo ny hahavony.