Genesis 6:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Izaho hahatonga ny safodrano eny ambonin’ny tany handringana ny nofo rehetra izay manam-pofonaina eny ambanin’ny lanitra ka ho faty izay rehetra eo amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary Izaho hahatonga ny safodrano hanafotra ny tany, mba handringana ny nofo rehetra manam-pofon’aina eo ambanin’ny lanitra; ho levona izay rehetra ety ambonin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro Aho hahatonga safo-drano lehibe mba hamongorana izay rehetra manana aina atỳ ambany lanitra, ka ho levona avokoa izay rehetra eny ambonin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, Izaho efa hahatonga ny safo-drano ambonin'ny tany handringana ny nofo rehetra izay manam-nofonaina ambanin'ny lanitra; dia ho faty izay rehetra eo amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Izaho hahatonga ny safodrano eny ambonin’ny tany handringana ny nofo rehetra izay manam-pofonaina eny ambanin’ny lanitra ka ho faty izay rehetra eo amin’ny tany.
malagasy
Ary, indro, Izaho efa hahatonga ny safo-drano ambonin'ny tany handringana ny nofo rehetra izay manam-nofonaina ambanin'ny lanitra; dia ho faty izay rehetra eo amin'ny tany.