Genesis 6:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa kosa haoriko aminao ny fanekeko; hiditra ao anatin’ny sambofiara ianao sy ny vady aman-janakao mbamin’ny vinantovavinao izay miaraka aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hanao fanekem-pihavanana aminao kosa aho, ary hiditra ao an-tsambo fiara ianao sy ny zanakao, ny vadinao sy ny vinantovavinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hajoroko kosa ny fanekempihavanako aminao, ka hiditra ao amin’ny sambofiara ianao sy ny vadinao mbamin’ireo zanakao lahy sy ny vinantovavinao.
Malagasy Bible 1865
Nefa kosa haoriko ny fanekeko aminao; ary hiditra ao anatin'ny sambo-fiara ianao sy ny vadinao aman-janakao mbamin'ny vinantonao vavy miaraka aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa kosa haoriko aminao ny fanekeko; hiditra ao anatin’ny sambofiara ianao sy ny vady aman-janakao mbamin’ny vinantovavinao izay miaraka aminao.
malagasy
Nefa kosa haoriko ny fanekeko aminao; ary hiditra ao anatin'ny sambo-fiara ianao sy ny vadinao aman-janakao mbamin'ny vinantonao vavy miaraka aminao.