Genesis 6:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hitan’ireo zanak’Andriamanitra fa tsara tarehy ireo zanakavavin’ny olona ireo, koa nifidy vady ho azy tamin’izy rehetra araka izay tiany izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hitan’ireo zanak’Andriamanitra fa tsara tarehy ny zanakavavin’ny olombelona, ka naka vady tamin’izy ireo izy, dia tamin’izay rehetra tiany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hitan’ireo zanakalahin’andriamanitra fa tsara tarehy ireny zazavavy ireny, ka nifidianany izay ho vadiny.
Malagasy Bible 1865
dia hitan'ny zanak'Andriamanitra fa tsara tarehy ny zanakavavin'ny olona; ka dia nifidy vady ho azy tamin'izy rehetra araka izay tiany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hitan’ireo zanak’Andriamanitra fa tsara tarehy ireo zanakavavin’ny olona ireo, koa nifidy vady ho azy tamin’izy rehetra araka izay tiany izy ireo.
malagasy
dia hitan'ny zanak'Andriamanitra fa tsara tarehy ny zanakavavin'ny olona; ka dia nifidy vady ho azy tamin'izy rehetra araka izay tiany izy.