Genesis 6:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vorona, samy araka ny karazany avy, ny biby, samy araka ny karazany avy, ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin’ny tany, samy araka ny karazany avy, roa avy isan-karazany no hankeo aminao mba hovelomina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vorona isan-karazany, biby fiompy isan-karazany, biby mikisaka amin’ny tany isan-karazany no ho avy eo aminao, roa isan-karazany avy, mba hotahirizinao velona aina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vorona isan-karazany ary ny biby hafa rehetra isan-karazany eto an-tany, na lehibe na kely, no hankeo aminao tsiroaroa mba hovelomina.
Malagasy Bible 1865
Ny vorona, samy araka ny karazany avy; ary ny biby, samy araka ny karazany avy, ary ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin'ny tany, samy araka ny karazany avy, dia, roa avy samy araka ny karazany avy, dia roa avy isan-karazany no hankeo aminao hovelomina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vorona, samy araka ny karazany avy, ny biby, samy araka ny karazany avy, ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin’ny tany, samy araka ny karazany avy, roa avy isan-karazany no hankeo aminao mba hovelomina.
malagasy