Genesis 6:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ianao, makà amin’ny zavatra rehetra izay mety ho fihinana ka angony ho eo aminao; fa ho hanina ho anao sy ho an’ireo biby ireo izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ianao kosa, itondray avokoa rehefa mety ho zava-pihinana, angony ho fitaovana, mba hisy ataonao sy izy ireo fihinana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao kosa, maka amin’ny karazan-tsakafo rehetra mety ho fihinana, ka angony eo aminao mba ho sakafonao sy ho sakafon’izy ireo koa.»
Malagasy Bible 1865
Ary analao ho anao ny zavatra rehetra izay mety ho fihinana, ka angòny ho eo aminao; dia ho fihinana ho anao sy ho an'ireo koa izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ianao, makà amin’ny zavatra rehetra izay mety ho fihinana ka angony ho eo aminao; fa ho hanina ho anao sy ho an’ireo biby ireo izany.
malagasy
Ary analao ho anao ny zavatra rehetra izay mety ho fihinana, ka angòny ho eo aminao; dia ho fihinana ho anao sy ho an'ireo koa izany.Dia nataon'i Noa izany; araka izay rehetra nandidian'Andriamanitra azy no nataony.