Genesis 6:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nataon’i Noa izany. Araka izay rehetra nandidian’Andriamanitra azy no nataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanomboka nanao izany i Nôe: notanterahiny daholo izay rehetra nasain’Andriamanitra nataony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia notanterahin’i Noà izany; ka araka izay rehetra efa nandidian’Andriamanitra azy no nataony.
Malagasy Bible 1865
Dia nataon'i Noa izany; araka izay rehetra nandidian'Andriamanitra azy no nataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nataon’i Noa izany. Araka izay rehetra nandidian’Andriamanitra azy no nataony.
malagasy
Dia nataon'i Noa izany; araka izay rehetra nandidian'Andriamanitra azy no nataony.