Genesis 6:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy NY TOMPO: Tsy mba hijanona mandrakariva ao amin’ny olona ny fofonaiko fa nofo izy, koa ho roapolo amby zato taona ihany ny androny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Iaveh: «Tsy hipetraka mandrakariva ao amin’ny olombelona ny fanahiko; fa nofo fotsiny ihany ny olombelona, ary ho roapolo amby zato taona no androny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa hoy ny TOMPO hoe: «Tsy hitoetra mandrakariva ao amin’ny olona ny Fanahiko noho ny faniasiavany; amin’ny maha nofo azy dia ho 120 taona ny andro iainany.»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah: Tsy mba hanapaka mandrakariva ao amin'ny olona ny Fanahiko, fa amin'ny faniavany dia nofo izy; nefa ho roa-polo amby zato taona ny androny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy NY TOMPO: Tsy mba hijanona mandrakariva ao amin’ny olona ny fofonaiko fa nofo izy, koa ho roapolo amby zato taona ihany ny androny.
malagasy
Ary hoy Jehovah: Tsy mba hanapaka mandrakariva ao amin'ny olona ny Fanahiko, fa amin'ny faniavany dia nofo izy; nefa ho roa-polo amby zato taona ny androny.