Genesis 6:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hitan’NY TOMPO fa be ny faharatsian’ny olona tetỳ ambonin’ny tany, koa izay fisainana rehetra foronin’ny fony dia ratsy ihany mandritra ny andro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitan’i Iaveh fa be ny faharatsian’ny olona tambonin’ny tany, ary ny ratsy ihany no alehan’ny fisainana rehetra avy amin’ny fony isan’andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hitan’ny TOMPO fa nitombo haratsiana ny olombelona teto an-tany, ka ny faniriana rehetra tao am-pony dia nirona ho amin’ny ratsy ihany mandavanandro.
Malagasy Bible 1865
Ary hitan'i Jehovah fa be ny faharatsian'ny olona tambonin'ny tany, ka izay fisainana rehetra avy amin'ny fony dia ratsy ihany mandritra ny andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hitan’NY TOMPO fa be ny faharatsian’ny olona tetỳ ambonin’ny tany, koa izay fisainana rehetra foronin’ny fony dia ratsy ihany mandritra ny andro.
malagasy
Ary hitan'i Jehovah fa be ny faharatsian'ny olona tambonin'ny tany, ka izay fisainana rehetra avy amin'ny fony dia ratsy ihany mandritra ny andro.