Genesis 6:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO nanenina noho ny nanaovany ny olona teto ambonin’ny tany ka nalahelo ny fony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nanenina i Iaveh tamin’ny nahariany ny olombelona tambonin’ny tany; ary nalahelo tao am-pony Izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nanenina IZY ary nalahelo ny fony tamin’ny nanaovany ny olombelona teto ambonin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah nanenina noho ny nanaovany ny olona tambonin'ny tany, ka nalahelo ny fony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO nanenina noho ny nanaovany ny olona teto ambonin’ny tany ka nalahelo ny fony.
malagasy
Ary Jehovah nanenina noho ny nanaovany ny olona tambonin'ny tany, ka nalahelo ny fony.