Genesis 7:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa afaka hafitoana dia tonga tetỳ ambonin’ny tany ny safodrano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony afaka fito andro dia nibosasaka teto ambonin’ny tany ny safodrano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony afaka herinandro dia safotry ny ranobe ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka hafitoana, dia tonga tambonin'ny tany ny safo-drano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa afaka hafitoana dia tonga tetỳ ambonin’ny tany ny safodrano.
malagasy
Ary rehefa afaka hafitoana, dia tonga tambonin'ny tany ny safo-drano.