Genesis 7:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nisy ranonorana nivatravatra tamin’ny tany nandritra ny efapolo andro sy efapolo alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nilatsaka tamin’ny tany ny ranonorana nandritra ny efapolo andro sy efapolo alina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia avy be ny orana teny ambonin’ny tany nandritra ny efapolo andro sy efapolo alina.
Malagasy Bible 1865
Dia nisy ranonorana nivatravatra tamin'ny tany efa-polo andro sy efa-polo alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nisy ranonorana nivatravatra tamin’ny tany nandritra ny efapolo andro sy efapolo alina.
malagasy
Dia nisy ranonorana nivatravatra tamin'ny tany efa-polo andro sy efa-polo alina.