Genesis 7:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izay andro izay indrindra no efa tafiditra tao anatin’ny sambofiara i Noa, i Sema, i Hama ary i Jafeta, zanakalahin’i Noa, ny vadin’i Noa ary ny vinantony telo vavy niaraka taminy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay andro izay dia niditra tao an-tsambo fiara i Nôe, nomban’i Sema sy i Kama ary i Jafeta, zanakalahin’i Nôe, ary ny vadin’i Nôe, sy ny vinantovaviny telo niaraka taminy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’io andro io no niditra tao amin’ny sambofiara i Noà sy ny vadiny ary koa i Sema sy i Hama ary i Jafeta zanany lahy mbamin’ireo vinantovaviny telo;
Malagasy Bible 1865
Androtrizay indrindra dia efa tafiditra tao anatin'ny sambo-fiara Noa, sy Sema sy Hama ary Jafeta, zanakalahin'i Noa, mbamin'ny vadin'i Noa, ary ny vinantony telo vavy niaraka taminy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izay andro izay indrindra no efa tafiditra tao anatin’ny sambofiara i Noa, i Sema, i Hama ary i Jafeta, zanakalahin’i Noa, ny vadin’i Noa ary ny vinantony telo vavy niaraka taminy
malagasy
Androtrizay indrindra dia efa tafiditra tao anatin'ny sambo-fiara Noa, sy Sema sy Hama ary Jafeta, zanakalahin'i Noa, mbamin'ny vadin'i Noa, ary ny vinantony telo vavy niaraka taminy;