Genesis 7:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mbamin’ny bibidia rehetra, samy araka ny karazany avy, ny biby fiompy rehetra, samy araka ny karazany avy, ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin’ny tany, samy araka ny karazany avy, ny vorona rehetra, samy araka ny karazany avy, ny voronkely ary ny manana elatra rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia izy ireo sy ny biby rehetra isan-karazany, ny biby fiompy rehetra isan-karazany, ny biby rehetra mikisaka amin’ny tany isan-karazany, ny voronkely, ny mananelatra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
niditra tao koa ireo bibidia amam-biby fiompy rehetra isan-karazany sy ireo bibikely rehetra isan-karazany mihetsiketsika ambonin’ny tany mbamin’ireo voro-manidina rehetra isan-karazany sy ireo bibikely rehetra manana elatra.
Malagasy Bible 1865
dia izy ireo sy ny bibi-dia rehetra; samy araka ny karazany avy, sy ny biby fiompy rehetra, samy araka ny karazany avy, ary ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin'ny tany, samy araka ny karazany avy,ary ny vorona rehetra, samy araka ny karazany avy. dia ny voronkely sy ny manana elatra rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mbamin’ny bibidia rehetra, samy araka ny karazany avy, ny biby fiompy rehetra, samy araka ny karazany avy, ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin’ny tany, samy araka ny karazany avy, ny vorona rehetra, samy araka ny karazany avy, ny voronkely ary ny manana elatra rehetra.
malagasy