Genesis 7:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niditra tao amin’i Noa tao anatin’ny sambofiara ireo, tsiroaroa avy tamin’ny nofo rehetra izay manam-pofonaina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanatona tsiroaroa izy ireo, avy amin’ny nofo rehetra manam-pofon’aina nankeo amin’i Nôe tao an-tsambo fiara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy tonga tsiroaroa teo amin’i Noà tao anatin’ny sambofiara ireo voaary rehetra manam-pofonaina.
Malagasy Bible 1865
Dia niditra tao amin'i Noa tao anatin'ny sambo-fiara ireo, dia tsiroaroa avy tamin'ny nofo rehetra izay manam-pofonaina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niditra tao amin’i Noa tao anatin’ny sambofiara ireo, tsiroaroa avy tamin’ny nofo rehetra izay manam-pofonaina.
malagasy
Dia niditra tao amin'i Noa tao anatin'ny sambo-fiara ireo, dia tsiroaroa avy tamin'ny nofo rehetra izay manam-pofonaina.