Genesis 7:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Naharitra efapolo andro tetỳ ambonin’ny tany ny safodrano ka niakatra ny rano dia nanainga ny sambofiara, ary nitsinkafona niala tamin’ny tany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naharitra efapolo andro teo amin’ny tany ny safodrano. Nitombo be ny rano dia naingainy ny sambo fiara, ary nisavoana tambonin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Naharitra efapolo andro ny safo-drano teny ambonin’ny tany. Rehefa nitombo ny rano, dia nanainga ny sambofiara, hitsinkafona hiala amin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ary naharitra efa-polo andro tambonin'ny tany ny safo-drano, dia tonga betsaka ny rano ka nanainga ny sambo-fiara, dia nitsinkafona ho afaka amin'ny tany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Naharitra efapolo andro tetỳ ambonin’ny tany ny safodrano ka niakatra ny rano dia nanainga ny sambofiara, ary nitsinkafona niala tamin’ny tany izy.
malagasy
Ary naharitra efa-polo andro tambonin'ny tany ny safo-drano, dia tonga betsaka ny rano ka nanainga ny sambo-fiara, dia nitsinkafona ho afaka amin'ny tany izy.