Genesis 7:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitombo ny rano ka nisondrotra be indrindra tetỳ ambonin’ny tany, dia nandeha teny ambonin’ny rano ny sambofiara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola nitombo ny rano, ka nisondrotra dia nisondrotra tao amin’ny tany, ary ny sambo fiara nitsinkafona teny ambonin’ny rano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nihanahery ny rano sady nitombo be dia be, ka dia nandeha teny ambony rano ny sambofiara.
Malagasy Bible 1865
Ary nahery ny rano ka tonga betsaka indrindra tambonin'ny tany; dia nandeha teny ambonin'ny rano ny sambo-fiara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitombo ny rano ka nisondrotra be indrindra tetỳ ambonin’ny tany, dia nandeha teny ambonin’ny rano ny sambofiara.
malagasy
Ary nahery ny rano ka tonga betsaka indrindra tambonin'ny tany; dia nandeha teny ambonin'ny rano ny sambo-fiara.