Genesis 7:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitombo izay tsy izy ny rano tetỳ ambonin’ny tany ka voasarony ny tendrombohitra avo rehetra izay tetỳ ambanin’ny lanitra manontolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony efa nisondrotra teo ihany ny rano dia voasarony avokoa ny tendrombohitra avo rehetra, tambanin’ny lanitra manontolo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nitombo be izaitsizy ny rano tetỳ ambonin’ny tany ka naharakotra hatramin’ireo tendrombohitra avo indrindra taty ambanin’ny lanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary nahery dia nahery indrindra ny rano teny ambonin'ny tany, ka voasarona ny tendrombohitra avo rehetra izay tambanin'ny lanitra rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitombo izay tsy izy ny rano tetỳ ambonin’ny tany ka voasarony ny tendrombohitra avo rehetra izay tetỳ ambanin’ny lanitra manontolo.
malagasy
Ary nahery dia nahery indrindra ny rano teny ambonin'ny tany, ka voasarona ny tendrombohitra avo rehetra izay tambanin'ny lanitra rehetra.