Genesis 7:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Analao ho ao aminao ny biby madio rehetra isaky ny karazany, fito avy, lahy sy vavy; ny biby tsy madio isaky ny karazany, roa avy, lahy sy vavy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny biby madio rehetra dia fito tsiroaroa avy, lahy sy vavy, no halainao ho ao aminao; ary ny biby tsy madio kosa dia roa avy, lahy sy vavy, no halainao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Makà biby madio mpivady fito isaky ny karazany avy, ary biby maloto mpivady iray ihany kosa isaky ny karazany avy, ka ento miaraka aminao;
Malagasy Bible 1865
Ny biby madio rehetra isan-karazany dia hanalanao ho ao aminao fito avy, lahy sy vavy; ary ny biby tsy madio isan-karazany roa avy, lahy sy vavy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Analao ho ao aminao ny biby madio rehetra isaky ny karazany, fito avy, lahy sy vavy; ny biby tsy madio isaky ny karazany, roa avy, lahy sy vavy;
malagasy
Ny biby madio rehetra isan-karazany dia hanalanao ho ao aminao fito avy, lahy sy vavy; ary ny biby tsy madio isan-karazany roa avy, lahy sy vavy;