Genesis 7:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mbola nitombo ihany tetỳ ambonin’ny tany nandritra ny dimampolo amby zato andro ny rano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dimampolo amby zato andro no nahatondraka ny rano tambonin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Naharitra 150 andro ny fahatondrahan’ny rano teny ambonin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ary nahery tambonin'ny tany dimam-polo amby zato andro ny rano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mbola nitombo ihany tetỳ ambonin’ny tany nandritra ny dimampolo amby zato andro ny rano.
malagasy
Ary nahery tambonin'ny tany dimam-polo amby zato andro ny rano.