Genesis 7:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny voromanidina isaky ny karazany koa, fito avy, lahy sy vavy, mba tsy ho lany taranaka ambonin’ny tany rehetra ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny voromanidina koa, fito tsiroaroa avy, mba hampaharitra ny karazany tsy ho faty eto ambonin’ny tany, lahy sy vavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
toy izany koa ny amin’ny voro-manidina, makà mpivady fito isaky ny karazany avy: dia mba samy hamelona taranaka eo amin’ny velaran’ny tany tontolo ireny.
Malagasy Bible 1865
ary ny voro-manidina koa isan-karazany fito avy, lahy sy vavy: mba tsy ho lany taranaka ambonin'ny tany rehetra ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny voromanidina isaky ny karazany koa, fito avy, lahy sy vavy, mba tsy ho lany taranaka ambonin’ny tany rehetra ireny.
malagasy
ary ny voro-manidina koa isan-karazany fito avy, lahy sy vavy: mba tsy ho lany taranaka ambonin'ny tany rehetra ireny.