Genesis 7:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia narahin’i Noa izay rehetra nandidian’NY TOMPO azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Notanterahin’i Nôe avokoa izay rehetra nasain’i Iaveh ataony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nataon’i Noà izay rehetra nandidian’ny TOMPO azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Noa nanao araka izay rehetra nandidian'i Jehovah azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia narahin’i Noa izay rehetra nandidian’NY TOMPO azy.
malagasy
Ary Noa nanao araka izay rehetra nandidian'i Jehovah azy.