Genesis 7:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eninjato taona i Noa raha tonga teto ambonin’ny tany ny safodrano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa enin-jato taona izy tamin’ny nahatongavan’ny safodrano nanafotra ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno 600 taona i Noà raha tonga ny safo-drano lehibe teto ambonin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ary efa enin-jato taona Noa, raha tonga tambonin'ny tany ny safo-drano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eninjato taona i Noa raha tonga teto ambonin’ny tany ny safodrano.
malagasy
Ary efa enin-jato taona Noa, raha tonga tambonin'ny tany ny safo-drano.