Genesis 7:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nisy niditra tsiroaroa ho ao amin’i Noa tao anatin’ny sambofiara, dia lahy sy vavy, araka izay nandidian’Andriamanitra an’i Noa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia samy nanatona tsiroaroa, lahy sy vavy, nankao amin’i Nôe, ao an-tsambo fiara, araka ny nandidian’Andriamanitra an’i Nôe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia tonga tsiroaroa, lahy sy vavy, nankao amin’i Noà tao amin’ny sambofiara araka izay efa nandidian’Andriamanitra an’i Noà.
Malagasy Bible 1865
dia nisy niditra tsiroaroa ho ao amin'i Noa tao anatin'ny sambo-fiara, dia lahy sy vavy, araka izay nandidian'Andriamanitra an'i Noa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nisy niditra tsiroaroa ho ao amin’i Noa tao anatin’ny sambofiara, dia lahy sy vavy, araka izay nandidian’Andriamanitra an’i Noa.
malagasy
dia nisy niditra tsiroaroa ho ao amin'i Noa tao anatin'ny sambo-fiara, dia lahy sy vavy, araka izay nandidian'Andriamanitra an'i Noa.