Genesis 8:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Andriamanitra nahatsiaro an’i Noa mbamin’ny bibidia rehetra ary ny biby fiompy rehetra izay niara-nitoetra taminy tao anatin’ny sambofiara; ary Andriamanitra nampandalo rivotra nanerana ny tany ka nihena ny rano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary Andriamanitra nahatsiaro an’i Nôe sy ny biby ary ny biby fiompy rehetra izay niaraka taminy tao an-tsambo fiara; ary Andriamanitra nandefa rivotra tamin’ny tany ary nihena ny rano;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa afaka izany, dia notsarovan’Andriamanitra i Noà sy ny bibidia rehetra ary ny biby fiompy rehetra izay niaraka taminy tao anatin’ny sambofiara; ka nampandalo rivo-mahery teny ambonin’ny tany Izy, dia niharîtra ny rano.
Malagasy Bible 1865
Ary Andriamanitra nahatsiaro an'i Noa mbamin'ny bibi-dia rehetra ary ny biby fiompy rehetra, izay niara-nitoetra taminy tao anatin'ny sambo-fiara; ary Andriamanitra nampandeha rivotra eran'ny tany, ka dia nihena ny rano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Andriamanitra nahatsiaro an’i Noa mbamin’ny bibidia rehetra ary ny biby fiompy rehetra izay niara-nitoetra taminy tao anatin’ny sambofiara; ary Andriamanitra nampandalo rivotra nanerana ny tany ka nihena ny rano.
malagasy