Genesis 8:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mbola niandry hafitoana koa izy dia navoakany tao amin’ny sambofiara indray ilay voromailala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola niandry hafitoana indray izy, vao nandefa fanindroany ny voromahailala ho any ivelan’ny sambo fiara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola niandry herinandro izy vao nandefa ilay voromahailala fanindroany.
Malagasy Bible 1865
Ary mbola niandry hafitoana koa izy; dia namoaka ilay voromailala tamin'ny sambo-fiara indray izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mbola niandry hafitoana koa izy dia navoakany tao amin’ny sambofiara indray ilay voromailala.
malagasy
Ary mbola niandry hafitoana koa izy; dia namoaka ilay voromailala tamin'ny sambo-fiara indray izy.