Genesis 8:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niditra teo aminy ilay voromailala nony hariva ny andro ary indro, nisy ravin’oliva maitso teo am-bavany! Izany no nahafantaran’i Noa fa efa kely ny rano teny ambonin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niverina nankeo aminy ny voromahailala nony harivariva, ary indro ravin’ôliva nilenodenoka anankiray teny am-bavany, ka fantatr’i Nôe fa efa tsy voasaron’ny rano intsony ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa niverina tany amin’i Noà ilay voromahailala, nony hariva, ka hita nitondra ravin’ôliva maitso teny am-bavany. Dia fantatr’i Noà tamin’izany fa efa nihena ny rano tambonin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Dia niditra teo aminy ilay voromailala nony hariva ny andro; ary, indro, nisy ravin'oliva maitso teo am-bavany; izany no nahafantaran'i Noa fa efa kely ny rano tambonin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niditra teo aminy ilay voromailala nony hariva ny andro ary indro, nisy ravin’oliva maitso teo am-bavany! Izany no nahafantaran’i Noa fa efa kely ny rano teny ambonin’ny tany.
malagasy
Dia niditra teo aminy ilay voromailala nony hariva ny andro; ary, indro, nisy ravin'oliva maitso teo am-bavany; izany no nahafantaran'i Noa fa efa kely ny rano tambonin'ny tany.