Genesis 8:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary mbola niandry hafitoana indray izy dia namoaka ilay voromailala. Tsy niverina teo aminy intsony anefa iny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola niandry hafitoana indray izy dia nandefa ny voromahailala ary tsy niverina nankeo aminy intsony izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia mbola niandry herinandro indray izy vao nandefa ilay voromahailala izay tsy niverina intsony kosa.
Malagasy Bible 1865
Ary mbola niandry hafitoana indray izy, dia namoaka ilay voromailala; ary tsy niverina teo aminy intsony iny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary mbola niandry hafitoana indray izy dia namoaka ilay voromailala. Tsy niverina teo aminy intsony anefa iny.
malagasy
Ary mbola niandry hafitoana indray izy, dia namoaka ilay voromailala; ary tsy niverina teo aminy intsony iny.