Genesis 8:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mivoaha avy ao amin’ny sambofiara ianao sy ny vady aman-janakao ary ny vinantovavinao miaraka aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mivoaha amin’ny sambo fiara ianao sy ny vadinao, ny zanakao lahy sy ny vinantovavinao miaraka aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mivoaha tao amin’ny sambofiara ianao sy ny vadinao ary ireo zanakalahinao mbamin’ireo vinantovavinao.
Malagasy Bible 1865
Mivoaha amin'ny sambo-fiara ianao sy ny vadinao aman-janakao ary ny vinantonao vavy miaraka aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mivoaha avy ao amin’ny sambofiara ianao sy ny vady aman-janakao ary ny vinantovavinao miaraka aminao.
malagasy
Mivoaha amin'ny sambo-fiara ianao sy ny vadinao aman-janakao ary ny vinantonao vavy miaraka aminao.