Genesis 8:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny zavamananaina rehetra izay miaraka aminao, avy tamin’ny nofo rehetra, dia ny vorona, ny biby fiompy, ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin’ny tany, dia avoahy miaraka aminao, ary aoka hiteraka betsaka eny ambonin’ny tany sy ho maro anaka ary hitombo isa eny ambonin’ny tany ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ento mivoaka miaraka aminao koa ny biby rehetra isan-karazany izay ao aminao, na vorona, na biby fiompy, ary ny biby rehetra mikisaka amin’ny tany: aoka hiely amin’ny tany ireny, ka ho maro anaka sy hihabetsaka eny ambonin’ny tany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avoahy koa ireo biby rehetra niaraka taminao, dia ny karazam-borona rehetra, ny biby rehetra isan-karazany na kely na lehibe, ary aoka hiparitaka eny ambonin’ny tany ireny, ka hitombo eny.»
Malagasy Bible 1865
Ary ny zava-manan'aina rehetra, izay eo aminao, avy tamin'ny nofo rehetra, dia ny vorona sy ny biby fiompy sy ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin'ny tany, dia ento mivoaka miaraka aminao; ary aoka hiteraka be eny ambonin'ny tany sy ho maro anaka ary hihabetsaka eny ambonin'ny tany ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny zavamananaina rehetra izay miaraka aminao, avy tamin’ny nofo rehetra, dia ny vorona, ny biby fiompy, ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin’ny tany, dia avoahy miaraka aminao, ary aoka hiteraka betsaka eny ambonin’ny tany sy ho maro anaka ary hitombo isa eny ambonin’ny tany ireny.
malagasy