Genesis 8:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nivoaka avy tao i Noa sy ny vady aman-janany ary ny vinantovaviny niaraka taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nivoaka i Nôe, izy sy ny zanany sy ny vadiny sy ny vinantovaviny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nivoaka avy tao amin’ny sambofiara i Noà sy ny vadiny sy ireo zanany lahy ary ireo vinantovaviny.
Malagasy Bible 1865
Dia nivoaka Noa mbamin'ny vadiny aman-janany ary ny vinantonivavy niaraka taminy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nivoaka avy tao i Noa sy ny vady aman-janany ary ny vinantovaviny niaraka taminy.
malagasy
[Ny nataon'izy telo mirahalahy, zanak'i Noa, sy ny teny naminanian-drainy azy] Dia nivoaka Noa mbamin'ny vadiny aman-janany ary ny vinantonivavy niaraka taminy;