Genesis 8:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zavamananaina rehetra sy ny biby rehetra izay mandady na mikisaka ary ny vorona rehetra mbamin’izay rehetra mihetsiketsika eny ambonin’ny tany isan-tsokajiny dia samy nivoaka avy tao amin’ny sambofiara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nivoaka avy tao an-tsambo fiara ny biby rehetra, ny biby mikisaka rehetra mbamin’ny vorona rehetra, dia izao zava-mihetsiketsika rehetra eto ambonin’ny tany izao, samy araka ny karazany avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia nivoaka koa ireo biby rehetra sy ireo voro-manidina, ary ireo bibikely mihetsiketsika rehetra eny ambonin’ny tany araka ny karazany avy.
Malagasy Bible 1865
Ny zava-manan'aina rehetra sy ny biby rehetra izay mandady na mikisaka ary ny vorona rehetra mbamin'izay rehetra mihetsiketsika eny ambonin'ny tany dia samy nivoaka avy tao amin'ny sambo-fiara araka ny karazany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zavamananaina rehetra sy ny biby rehetra izay mandady na mikisaka ary ny vorona rehetra mbamin’izay rehetra mihetsiketsika eny ambonin’ny tany isan-tsokajiny dia samy nivoaka avy tao amin’ny sambofiara.
malagasy