Genesis 8:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tampina ireo loharanon’ny lalina sy ny varavaran’ny lanitra ka nitsahatra ilay ranonorana nivatravatra avy tany an-danitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nikatona ny loharanon’ny hantsana sy ny vavahadin-dranon’ny lanitra; ary nitsahatra tsy nilatsaka avy any an-danitra ny ranonorana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nihidy ny loharano niboiboika avy any ambanin’ny tany sy ny varavaran’ny lanitra, ary nitsahatra ny ranonorana.
Malagasy Bible 1865
Ary tampina ny loharanon'ny lalina sy ny varavaran'ny lanitra, ka nitsahatra ilay ranonorana nivatravatra avy tany an-danitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tampina ireo loharanon’ny lalina sy ny varavaran’ny lanitra ka nitsahatra ilay ranonorana nivatravatra avy tany an-danitra.
malagasy
Ary tampina ny loharanon'ny lalina sy ny varavaran'ny lanitra, ka nitsahatra ilay ranonorana nivatravatra avy tany an-danitra.