Genesis 8:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanorina alitara ho an’NY TOMPO i Noa; nanalany natao fanatitra dorana manontolo teo ambonin’ny alitara ny biby madio rehetra sy ny vorona madio rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Nôe dia nanorina ôtely ho an’i Iaveh, ka naka tamin’ny biby madio rehetra mbamin’ny vorona madio rehetra, dia nanolotra sorona dorana teo ambony ôtely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanangana alitara ho an’ny TOMPO i Noà, ka naka tamin’ireo biby fiompy sy voro-manidina madio rehetra ary nanolotra azy ho sorona dorana manontolo ho an’ny Tompo teo amin’ny alitara.
Malagasy Bible 1865
Ary Noa dia nanorina alitara ho an'i Jehovah; ary ny biby madio rehetra sy ny vorona madio rehetra dia nanalany ka nataony fanatitra odorana teo ambonin'ny alitara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanorina alitara ho an’NY TOMPO i Noa; nanalany natao fanatitra dorana manontolo teo ambonin’ny alitara ny biby madio rehetra sy ny vorona madio rehetra.
malagasy
Ary Noa dia nanorina alitara ho an'i Jehovah; ary ny biby madio rehetra sy ny vorona madio rehetra dia nanalany ka nataony fanatitra odorana teo ambonin'ny alitara.