Genesis 8:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niala niandalana tamin’ny tany ny rano; nony afaka dimampolo amby zato andro dia efa nihena ny rano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisintona tsikelikely teo ambonin’ny tany ny rano nandroso nihemotra, ka nony afaka dimampolo amby zato andro, dia nietry izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niala tsikelikely ny rano teny ambonin’ny tany, ary nihena nony afaka 150 andro.
Malagasy Bible 1865
Ary nihena niandalana niala tamin'ny tany ny rano; ary rehefa afaka dimam-polo amby zato andro, dia efa nihena ny rano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niala niandalana tamin’ny tany ny rano; nony afaka dimampolo amby zato andro dia efa nihena ny rano.
malagasy
Ary nihena niandalana niala tamin'ny tany ny rano; ary rehefa afaka dimam-polo amby zato andro, dia efa nihena ny rano.