Genesis 8:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa ny rano dia mbola nihena niandalana hatramin’ny volana fahafolo; koa tamin’ny andro voalohany tamin’ny volana fahafolo dia niseho ny tampon’ny tendrombohitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nihena niandalandalana ny rano, hatramin’ny volana fahafolo, ary tamin’ny andro voalohan’ny volana fahafolo dia niseho ny tampon-tendrombohitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia mbola nihena hatrany ihany ny rano hatramin’ny volana fahafolo. Ka tamin’ny andro voalohan’ny volana fahafolo, dia tazana ny tampon’ireo tendrombohitra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny rano dia mbola nihena niandalana hatramin'ny volana fahafolo; tamin'ny andro voalohany tamin'ny volana fahafolo dia niseho ny tampon'ny tendrombohitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa ny rano dia mbola nihena niandalana hatramin’ny volana fahafolo; koa tamin’ny andro voalohany tamin’ny volana fahafolo dia niseho ny tampon’ny tendrombohitra.
malagasy
Ary ny rano dia mbola nihena niandalana hatramin'ny volana fahafolo; tamin'ny andro voalohany tamin'ny volana fahafolo dia niseho ny tampon'ny tendrombohitra.