Genesis 8:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa afaka efapolo andro dia novohan’i Noa ny varavarankelin’ny sambofiara izay nataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony afaka efapolo andro, i Nôe dia namoha ny varavarankely nataony tamin’ny sambo fiara,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony afaka efapolo andro, dia novohan’i Noà ny varavarankelin’ny sambofiara izay nataony.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka efa-polo andro, dia novohan'i Noa ny varavarankelin'ny sambo-fiara izay efa nataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa afaka efapolo andro dia novohan’i Noa ny varavarankelin’ny sambofiara izay nataony.
malagasy
Ary rehefa afaka efa-polo andro, dia novohan'i Noa ny varavarankelin'ny sambo-fiara izay efa nataony.