Genesis 8:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namoaka goaika iray izy, ary niverimberina izy iny mandra-paharìtra ny rano tamin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nandefa ny goaika izay lasa nivoaka nefa niverimberina teo, mandra-mpaharîtra ny rano tambonin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandefa goaika anankiray izy, nefa niverimberina nivoaka sy niditra io mandra-paharîtran’ny rano teny ambonin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Dia namoaka goaika anankiray izy, ary niverimberina mandra-paharitry ny rano tamin'ny tany iny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namoaka goaika iray izy, ary niverimberina izy iny mandra-paharìtra ny rano tamin’ny tany.
malagasy
Dia namoaka goaika anankiray izy, ary niverimberina mandra-paharitry ny rano tamin'ny tany iny.