Genesis 9:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitahy an’i Noa sy ny zanany Andriamanitra ka niteny hoe: Maroa fara sy mihabetsaha ary mamenoa ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitso-drano an’i Nôe sy ny zanany lahy Andriamanitra, ka nanao taminy hoe: «Miteraha maro, mihabetsaha ary mamenoa ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary Andriamanitra nitsodrano an’i Noà sy ireo zanany lahy hoe: «Maroa fara sy mihabetsaha ka mamenoa ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ary Andriamanitra nitso-drano an'i Noa sy ny zanany hoe; Maroa fara sy mihabetsaha ary mamenoa ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitahy an’i Noa sy ny zanany Andriamanitra ka niteny hoe: Maroa fara sy mihabetsaha ary mamenoa ny tany.
malagasy
Ary Andriamanitra nitso-drano an'i Noa sy ny zanany hoe; Maroa fara sy mihabetsaha ary mamenoa ny tany.