Genesis 9:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary amin’ny zavamananaina rehetra eo aminareo, na ny vorona na ny biby fiompy na ny bibidia rehetra eo aminareo, izay rehetra nivoaka avy tao anatin’ny sambofiara, dia ny biby samihafa rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
amin’ny zava-manana aina rehetra izay eo aminareo, na vorona, na biby fiompy, sy ny bibin’ny tany rehetra, hatramin’izay nivoaka avy tao an-tsambo fiara ka hatramin’ny biby rehetra ambonin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary amin’ny zava-mananaina rehetra eo aminareo na ny vorona, na ny biby fiompy na ny bibidia, dia izay rehetra nivoaka tamin’ny sambofiara niaraka taminareo.
Malagasy Bible 1865
sy amin'ny zava-manan'aina rehetra eo aminareo, na ny vorona, na ny biby fiompy, na ny bibi-dia rehetra eo aminareo: izay rehetra nivoaka avy tao anatin'ny sambo-fiara, dia ny biby samy hafa rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary amin’ny zavamananaina rehetra eo aminareo, na ny vorona na ny biby fiompy na ny bibidia rehetra eo aminareo, izay rehetra nivoaka avy tao anatin’ny sambofiara, dia ny biby samihafa rehetra.
malagasy
sy amin'ny zava-manan'aina rehetra eo aminareo, na ny vorona, na ny biby fiompy, na ny bibi-dia rehetra eo aminareo: izay rehetra nivoaka avy tao anatin'ny sambo-fiara, dia ny biby samy hafa rehetra.