Genesis 9:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia aoriko ny fanekeko aminareo ka tsy haringako amin’ny safodrano intsony ny nofo rehetra, ary tsy hisy safodrano hanimba ny tany intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manao fanekem-pihavanana aminareo Aho: tsy hisy levon’ny safodrano intsony ny nofo rehetra, ary tsy hisy safodrano handringana ny tany intsony.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no fanekempihavanana haoriko aminareo: tsy hisy rano avy amin’ny safo-drano intsony handripaka ny nofo rehetra, ary tsy hisy safo-drano hanimba ny tany intsony mandrakizay.»
Malagasy Bible 1865
Dia aoriko ny fanekeko aminareo, ka tsy haringako amin'ny safo-drano intsony ny nofo rehetra, ary tsy hisy safo-drano hanimba ny tany intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia aoriko ny fanekeko aminareo ka tsy haringako amin’ny safodrano intsony ny nofo rehetra, ary tsy hisy safodrano hanimba ny tany intsony.
malagasy
Dia aoriko ny fanekeko aminareo, ka tsy haringako amin'ny safo-drano intsony ny nofo rehetra, ary tsy hisy safo-drano hanimba ny tany intsony.