Genesis 9:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ihany Andriamanitra: Izao no famantarana ny fanekena izay ataoko Amiko sy aminareo mbamin’ny zavamananaina rehetra eo aminareo hatramin’ny taranaka fara aman-dimby:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy Andriamanitra: «Ity no famantarana ny fanekena nataoko ho amiko sy ho aminareo mbamin’ny zava-manana aina rehetra izay ao aminareo, amin’ny taranaka ho avy rehetra:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia mbola nampian’Andriamanitra hoe: «Izao no ataoko mariky ny fanekempihavanantsika ho Ahy sy ho anareo ary ho an’ny zava-mananaina rehetra miaraka aminareo hatramin’ny taranaka fara mandimby.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Andriamanitra: Izao no famantarana ny fanekena izay ataoko ho amiko sy ho aminareo mbamin'ny zava-manan'aina rehetra eo aminareo hatramin'ny taranaka fara mandimby:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ihany Andriamanitra: Izao no famantarana ny fanekena izay ataoko Amiko sy aminareo mbamin’ny zavamananaina rehetra eo aminareo hatramin’ny taranaka fara aman-dimby:
malagasy
Ary hoy Andriamanitra: Izao no famantarana ny fanekena izay ataoko ho amiko sy ho aminareo mbamin'ny zava-manan'aina rehetra eo aminareo hatramin'ny taranaka fara mandimby: