Genesis 9:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny avako dia apetrako eo amin’ny rahona ho famantarana ny fanekena Amiko sy amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataoko eo amin’ny rahona ny avako, ka ho tonga famantarana ny fanekena amiko sy amin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Apetrako eny amin’ny rahona ny avako ho mariky ny fanekempihavanana eo amiko sy amin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ny avako efa napetrako eo amin'ny rahona ho famantarana ny fanekena ho amiko sy ho amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny avako dia apetrako eo amin’ny rahona ho famantarana ny fanekena Amiko sy amin’ny tany.
malagasy
Ny avako efa napetrako eo amin'ny rahona ho famantarana ny fanekena ho amiko sy ho amin'ny tany.