Genesis 9:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa mampiangona rahona eo ambonin’ny tany Aho ka hita eo amin’ny rahona ny avana
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka rehefa hampiangona rahona ambonin’ny tany aho, dia hiseho eo amin’ny rahona ny avana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka isaky ny mampivondrona rahona eny ambonin’ny tany Aho ka miseho ny avana,
Malagasy Bible 1865
Ary raha mampiangona rahona eo ambonin'ny tany Aho, ka hita eo amin'ny rahona ny avana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa mampiangona rahona eo ambonin’ny tany Aho ka hita eo amin’ny rahona ny avana
malagasy
Ary raha mampiangona rahona eo ambonin'ny tany Aho, ka hita eo amin'ny rahona ny avana,