Genesis 9:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hotsarovako ny fanekeko izay Amiko sy aminareo mbamin’ny zavamananaina, dia ny nofo rehetra; tsy hisy safodrano handringana ny nofo rehetra intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hotsarovako ny fanekena misy amiko sy aminareo mbamin’ny zava- manana aina rehetra, ny nofo rehetra, ka dia tsy hisy rano hanjary safo- drano mandringana ny nofo rehetra intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hotsarovako ny fanekempihavanako taminareo sy tamin’ny zava-mananaina rehetra, izany hoe ny voaary rehetra; ka tsy hisy intsony rano hanjary safo-drano handringana ny voaary rehetra.
Malagasy Bible 1865
dia hotsarovako ny fanekeko izay ho amiko sy ho aminareo mbamin'ny zava-manan'aina, dia ny nofo rehetra; ary tsy hisy safo-drano, handringana ny nofo rehetra intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hotsarovako ny fanekeko izay Amiko sy aminareo mbamin’ny zavamananaina, dia ny nofo rehetra; tsy hisy safodrano handringana ny nofo rehetra intsony.
malagasy
dia hotsarovako ny fanekeko izay ho amiko sy ho aminareo mbamin'ny zava-manan'aina, dia ny nofo rehetra; ary tsy hisy safo-drano, handringana ny nofo rehetra intsony.