Genesis 9:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho eo amin’ny rahona ny avana; hitsinjo azy Aho mba hahatsiarovako ny fanekena mandrakizay izay amin’Andriamanitra sy amin’ny zavamananaina rehetra, dia ny nofo rehetra ambonin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho eo amin’ny rahona ny avana, ka ny fijerena azy dia hahatsiarovako ny fanekena mandrakizay amin’Andriamanitra sy amin’ny zava-manana aina rehetra, ny nofo rehetra, ambonin’ny tany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho eny amin’ny rahona ny avana ary hojereko mba hampahatsiaro Ahy ny fanekempihavanana mandrakizay eo amiko sy eo amin’ny zava-mananaina rehetra ary eo amin’ny voaary rehetra izay eny ambonin’ny tany.»
Malagasy Bible 1865
Ary ho eo amin'ny rahona ny avana; ary hitsinjo azy Aho hahatsiarovako ny fanekena mandrakizay izay ho amin'Andriamanitra sy ho amin'ny zava-manan'aina rehetra, dia ny nofo rehetra ambonin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho eo amin’ny rahona ny avana; hitsinjo azy Aho mba hahatsiarovako ny fanekena mandrakizay izay amin’Andriamanitra sy amin’ny zavamananaina rehetra, dia ny nofo rehetra ambonin’ny tany.
malagasy
Ary ho eo amin'ny rahona ny avana; ary hitsinjo azy Aho hahatsiarovako ny fanekena mandrakizay izay ho amin'Andriamanitra sy ho amin'ny zava-manan'aina rehetra, dia ny nofo rehetra ambonin'ny tany.