Genesis 9:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Andriamanitra tamin’i Noa: Izany no famantarana ny fanekena izay naoriko Amiko sy amin’ny nofo rehetra etỳ ambonin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy Andriamanitra tamin’i Nôe: «Izany àry no famantarana ny fanekena naoriko amiko sy amin’ny nofo rehetra ambonin’ny tany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia mbola naverin’Andriamanitra tamin’i Noà hoe: «Izany no famantarana momba ny fanekempihavanana izay naoriko ho amiko sy ho amin’ny voaary rehetra izay eny ambonin’ny tany.»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Andriamanitra tamin'i Noa: Izany no famantarana ny fanekena izay naoriko ho amiko sy ho amin'ny nofo rehetra ambonin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Andriamanitra tamin’i Noa: Izany no famantarana ny fanekena izay naoriko Amiko sy amin’ny nofo rehetra etỳ ambonin’ny tany.
malagasy
Ary hoy Andriamanitra tamin'i Noa: Izany no famantarana ny fanekena izay naoriko ho amiko sy ho amin'ny nofo rehetra ambonin'ny tany.