Genesis 9:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Noa nivoaka avy tamin’ny sambofiara dia i Sema sy i Hama ary i Jafeta. I Hama no rain’i Kanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zanak’i Nôe nivoaka tao an-tsambo fiara dia i Sema sy i Kama ary i Jafeta; ary i Kama no rain’i Kanaana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Noà, izay nivoaka avy tao amin’ny sambofiara, dia i Sema sy i Hama ary i Jafeta. I Hama no rain’i Kanahàna.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Noa izay izay nivoaka avy tamin'ny sambo-fiara dia Sema sy Hama ary Jafeta; ary i Hama no rain'i Kanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Noa nivoaka avy tamin’ny sambofiara dia i Sema sy i Hama ary i Jafeta. I Hama no rain’i Kanana.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Noa izay izay nivoaka avy tamin'ny sambo-fiara dia Sema sy Hama ary Jafeta; ary i Hama no rain'i Kanana.