Genesis 9:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo telo lahy ireo no zanak’i Noa. Avy tamin’ireo no nielezan’ny olona tetỳ ambonin’ny tany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy telo lahy ireo no monina amin’ny tany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy telo lahy ireo no zanak’i Noà, ary avy tamin’ireo no niparitahan’ny olombelona eran-tany.
Malagasy Bible 1865
Ireo telo lahy ireo no zanak'i Noa; ary avy tamin'ireo no nielezan'ny olona tambonin'ny tany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo telo lahy ireo no zanak’i Noa. Avy tamin’ireo no nielezan’ny olona tetỳ ambonin’ny tany rehetra.
malagasy
Ireo telo lahy ireo no zanak'i Noa; ary avy tamin'ireo no nielezan'ny olona tambonin'ny tany rehetra.