Genesis 9:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanan-tahotra sy hihorohoro aminareo ny bibidia rehetra sy ny voromanidina rehetra; ireny mbamin’izay rehetra mandady na mikisaka amin’ny tany sy ny hazandrano rehetra ao amin’ny ranomasina dia efa natolotra ho eo an-tananareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatahotra anareo sy himalo avokoa ny bibin’ny tany rehetra, ny vorona eny amin’ny habakabaka rehetra, ny zava-mihetsiketsika rehetra ambonin’ny tany, mbamin’ny hazandrano rehetra anaty ranomasina; efa natolotra eo an-tananareo ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisy tahotra sy horohoro anareo ao amin’ny biby rehetra eny ambonin’ny tany mbamin’ny voro-manidina sy ny bibikely ary ao amin’ny trondro rehetra anaty ranomasina, satria nomena ho eo am-pelatananareo ireny.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tahotra sy horohoro anareo hahazo ny bibi-dia rehetra sy ny voro-manidina rehetra; ireny mbamin'izay rehetra mandady na mikisaka amin'ny tany sy ny hazandrano rehetra ao amin'ny ranomasina dia efa natolotra eo an-tananareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanan-tahotra sy hihorohoro aminareo ny bibidia rehetra sy ny voromanidina rehetra; ireny mbamin’izay rehetra mandady na mikisaka amin’ny tany sy ny hazandrano rehetra ao amin’ny ranomasina dia efa natolotra ho eo an-tananareo.
malagasy